<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>5</hymn_number>
<title>Indro ny aron'ny mandanao AN5</title>
<lyrics>[V1]
 Indro ny aron'ny mandanao,
 Ry Jerosalema! Miadàna ka mandria fahizay.
 Mandry tokoa ny tany izao.
 Fa jehovah manampy anao, ka aza kivy fo..
 Aza mangina, fa ny faneva no atsangano.
 Haleloia! Amena.</lyrics>
</song>